|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maningana
Radical  2 singana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manavaka, manova singana.
5 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo.
6 Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana. [1.1]
Explications en français  7 Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités). [1.3]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  maningàna
Radical  13 singana
Partie du discours  14  impératif du verbe actif maningana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  15 manangañy, 16 manganìna, manganina, 17 maningana, maningàna

Mis à jour le 2025/11/10