Entrée singanina (singana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny
Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo [1.1]
Explications en français Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul [1.3]
Morphologie 
Présent : singanina, singaniko, singaninao, singaniny, singanintsika, singaninay, singaninareo, singanin', singanin-, singanim-, singani-
Passé : nosinganina, nosinganiko, nosinganinao, nosinganiny, nosinganintsika, nosinganinay, nosinganinareo, nosinganin', nosinganin-, nosinganim-, nosingani-
Futur : hosinganina, hosinganiko, hosinganinao, hosinganiny, hosinganintsika, hosinganinay, hosinganinareo, hosinganin', hosinganin-, hosinganim-, hosingani-
Impératif : singano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20