Entrée (1/2) | 1 sidintsidina |
Radical | 2 sidina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1#677] |
Explications en français |
5 [1.3#603] [duplicatif fréquentatif] |
Entrée (2/2) | 6 sidintsidina |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.1#677] Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana |
Explications en anglais |
9 [1.7] a swallow |
Explications en français |
10 [1.3#603] les hirondelles 11 [1.54, 1.8] hirondelle |
Exemples |
12 Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#] |
Vocabulaire |
13 Zoologie: oiseaux |
Autres orthographes | 14 sidisidina |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |