Entrée seva
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée seva
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana hafa ilazana ny toaka [Rajemisa 1985]
Exemples Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [Andraina: Mitaraina, page 34]
Citations 

Entrée Seva
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
 Seva [Baiboly]
Définition malgache  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Sheva [Baiboly]
Définition française Shiya [Baiboly]
Vocabulaire 

Entrée Sevà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition anglaise Sceva [Baiboly]
Définition française Scéva [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Skeva
Citations 

2015/09/07