Entrée toaka
Partie du discours nom
Définition malgache Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy. [Andriamalala: Ranomasina, page 53]
2Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny. [Andraina: Mitaraina, page 78]
Citations 
Articles 

2017/06/29