| Entrée | 1 sendra |
| Partie du discours | 2 adjectif ou adverbe |
| Explications en malgache |
3 tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
4 mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho [1.1] |
| Explications en anglais |
5 incidental, occurring accidentally, happenning
[1.2#596] 6 occuring by chance [1.7] |
| Explications en français |
7 par hasard, accidentellement, au moment où
[1.3#598] 8 qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3] 9 qui arrive ou se passe par hasard [1.8] |
| Exemples |
10 Aza mba sendra izay vehivavy!
[2.528#]
11 Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#] 12 sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 19 sendrasendra |
| Analogues | 20 sehatra, 21 tohatra, 22 tojo |
| Tous les mots composés | 23 7 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 24 sandré, sendra |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|