|
|
|
|

Entrée1  sasa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
4  Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
Explications en anglais  5  a washing [1.7]
Explications en français  6  lavage [1.5]
7  action de laver [1.8]
Explications en italien  8  lavatura; lavata [1.18]
Exemples  9  Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Citations  16  Textes citant sasa

Mis à jour le 2020/07/31