|
|
|
|

Entrée (1/2)1 fanasana
Radical  2asa
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1]
5 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika
Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1]
Explications en anglais  6 a feast, a banquet [1.2, 1.7]
Explications en français  7 festin, banquet; invitation [1.8]
Exemples  8 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#]
Synonymes  9fanasam-be
Tous les mots composés  104 combinaisons de ce mot
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot
Article  12Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)13 fanasana
Radical  14sasa
Partie du discours  15 nom
Explications en malgache  16 Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1]
Explications en anglais  17 A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2]
18 washing clothes, washing [1.7]
Explications en français  19 action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. [1.5]
20 la lessive, action de laver le linge [1.8]
Exemples  21 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]
Tous les mots composés  226 combinaisons de ce mot
Proverbes  23 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02