Entrée asa
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   [Tanala] tsy fantatro, tsy mahalala aho [Rakotosaona 1972]
   Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ionareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   don't know [Richardson 1885]
   I don't know [Hallanger 1973]
Définition française   je n'en sais rien [Hallanger 1974]
Exemples  
1"Asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 12]
2Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 172]
Synonymes   asane ~ asany
Mots composés, titres, noms  

Entrée asa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato
¶ Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ?
¶ Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao
¶ Fampiasana: Asa saina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   tillage, labour, work [Richardson 1885]
   working the soil; work in general [Hallanger 1973]
Définition française   culture du sol, travail [Hallanger 1974]
Définition française   emploi, fonction, opération, ouvrage, travail [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Articles  

Entrée asa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée asa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   sharpening [Hallanger 1973]
Définition française   affûtage [Hallanger 1974]
Dérivations  

Entrée asa
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] lalàna [Rakotosaona 1972]

Entrée asa
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taimoro] folo [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée Asa
Partie du discours   nom propre (livre biblique)
Définition malgache   Asa: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Définition anglaise   Acts: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française   Actes: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulaire  

Entrée ASA
Partie du discours   nom (acronyme) [liste]
Définition malgache   jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1]
Vocabulaire  

Entrée ASA
Partie du discours   nom (acronyme) [liste]
Définition française   voir Accueil des Sans-Abri [3.1]
Vocabulaire  

Entrée ASA
Partie du discours   nom (acronyme) [liste]
Définition anglaise   see American School of Antananarivo [3.1]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/10/26