|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mifanasa
Radical  2asa
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en français  4 [1.3]
5 échanger des invitations [2.47]
Exemples  6 Ary dia mifanasa sy mifankatia ny vahoaka mandra-pahalany ny hena (La population échange des invitations et des manifestation d'amitié jusqu' à l' épuisement des viandes) [2.48]
7 Fanaon' ireo zanany ny mifamangy sy mifanasa amin' ny sakafo tsara samy amin' ny an' androny avy, ary naniraka hanasa ireo anabaviny telo vavy izy, hiara-mihinana sy misotro aminy. [2.996]
8 Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]

Entrée (2/2)9 mifanasa
Radical  10sasa
Partie du discours  11 verbe actif
Explications en français  12 Se laver mutuellement [Vezo] [1.68]

Anagrammes  13 fañamasy, 14 manasafy, 15 mifanasa

Mis à jour le 2025/09/12