Entrée saonjo
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry fihinambody izay mafotrafotra tsara tsiro ("tafondro miandry tsena" no anaram-bosotra omen' ny olona ny saonjo raha eny an-tsena amin' izato bikany boribory lavalava miendrika tafondro tokoa rehefa mitandahatra). Misy karazany roa lehibe ny saonjo, dia: a) ny saonjo mamy, izay kelikely malamalama sy mamimamy, ary b) ny saonjo ramandady, izay mafotrafotra nefa tsara tsiro. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the edible arum root, taro [Hallanger 1973]
Définition française Arum esculentum, ou mieux Gouet comestible. Colocacia. Créole: songe [Abinal 1888]
 arum ou taro; ses racines comestibles [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Arum esculentum, Colocacia
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot saonjo (1): Saonjo

Entrée Saonjo (saonjo)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie saonjo

2015/04/10