Entrée sahona
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a frog [Hallanger 1973]
Définition française grenouille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
sahona
sahoko
sahonao
sahony
sahontsika
sahonay
sahonareo
sahon'
sahon-
sahom-
saho-
-tsahona
-tsahoko
-tsahonao
-tsahony
-tsahontsika
-tsahonay
-tsahonareo
-tsahon'
-tsahon-
-tsahom-
-tsaho-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [Dahle: Angano, page 247]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [Rinara 1974, page 25]
Citations 
Articles 

2017/06/29