|
|
|
|

Entrée1  saobakaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa
Explications en anglais  4  [1.7] a large frog, sometimes called a toad
Explications en français  5  [1.8] grosse grenouille, parfois appelé crapaud
Vocabulaire  6  Zoologie: reptiles, amphibiens
Synonymes  7  sabakaka
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot saobakaka

Mis à jour le 2020/07/31