Entrée samihafa (samy, hafa)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise mutually different. [Richardson 1885]
Définition française divers [SLP 1986]
Dérivations 
Analogues  samy hafa
Exemples 
1Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 19]
2Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny. [Andraina: Mitaraina, page 207]
Citations 

2018/07/26