| Entrée | 1 mahasamihafa | 
| Radical | 2 samihafa | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Exemples | 4   Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe:
[1.353#4] 5 Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |