Entrée (1/2) | 1 salovana |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
16 [1.1] Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. |
Explications en anglais |
17 [1.7] the front |
Explications en français |
18 [1.8] le devant, le front |
Entrée (2/2) | 19 salovana |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 [1.78] [Sihanaka]
lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy 22 [1.78] [Tanala] (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza 23 [1.1] Lamba atao arondoto eo anoloana |
Synonymes | 24 salova |
Anagrammes | 25 asalovan, nasalova, salovana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |