Entrée fisalovanana (salovana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20