Entrée | 1 salova |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [Taisaka]
4 [1.78] fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] |
Vocabulaire | 5 Economie: vêtements |
Synonymes | 6 salovaña |
Anagrammes | 7 salova, savola |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |