|
|
|
|

Entrée (1/2)1  salovana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
4  Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
5  Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Explications en anglais  6  the front [1.7]
Explications en français  7  le devant, le front [1.8]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  salovana
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [Sihanaka] [1.78]
17  (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78]
18  Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]

Mis à jour le 2023/10/08