Entrée (1/2) | 1 salamo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en anglais |
3 [1.2#543] a psalm |
Explications en français |
4 [1.3#565] psaume |
Morphologie |
|
Titres | 7 Ny Salamoko (Andriamanjato Richard) |
Entrée (2/2) | 8 Salamo |
Partie du discours | 9 nom propre (livre biblique) |
Explications en malgache |
10 [1.38#863] Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana". Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra". 11 [1.1#855] anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato |
Explications en anglais |
12 [2.996] Psalms: one of the books of the Bible |
Explications en français |
13 [2.996] Psaumes: un des livres de la Bible |
Vocabulaire |
14 Ecritures Saintes |
Article |
15 Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 16 asolam, malaso, salamo, somala |
Mis à jour le 2024/03/17 |