|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sakaiza manody
Mots élémentaires  2  sakaiza, manody
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1]
Explications en français  5  faux ami, traître, homme perfide [1.196]
Exemples  6  sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472]

Entrée (2/2)7  sakaizamanody
Partie du discours  8  nom
Explications en français  9  Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196]
Vocabulaire  10  Botanique
11  Religions, Croyances

Anagrammes  12  sakaiza manody, sakaizamanody, sakaiza manody, sakaizamanody

Mis à jour le 2023/04/16