|
|
|
|

Entrée (1/2)1  saina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
4  Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany
5  Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1]
Explications en anglais  6  the mind, the intellect [1.7]
Explications en français  7  l'esprit, l'intelligence [1.8]
Exemples  8  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
9  Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
10  Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
11  Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470]
Vocabulaire  12  Philosophie
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :
Mots composés 
Titres  91  Sakafontsaina (Andrianjafitrimo Edouard)

Entrée (2/2)92  saina
Partie du discours  93  nom
Explications en malgache  94  Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [1.1]
Explications en anglais  95  an ensign, a flag, a banner [1.7]
Explications en français  96  drapeau, bannière [1.8]
Morphologie 
97  Simple :
98  Préfixée :
Synonymes  99  fanevam-pirenena
Mots composés 
Article  104  Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva)

Anagrammes  105  asina, isana, saina

Mis à jour le 2023/08/11