|
|
|
|

Entrée1  fisainana
Radical  2  saina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fieritreretana: Trano fisainana
Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1]
Explications en anglais  5  thinking, reflection [1.7]
Explications en français  6  la pensée, réflexion [1.8]
Exemples  7  Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68]
8  Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#]
9  I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Philosophie
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fisainana

Anagrammes  16 anifisana, 17 fanisiana, 18 fisainana, 19 fisia-nana

Mis à jour le 2025/09/20