|
|
|
|

Entrée (1/3)1  sahala
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  16  [1.1] Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa
Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany.
Explications en anglais  17  [1.7] alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy
Explications en français  18  [1.8] identique, même
Exemples  19  [2.5] sahala ihany izany, hoy Zaka.
20  [2.4] Malagasy sahala amiko avokoa ireo.
21  [2.606] Ny sandriny iray sahala amin' izao.
Synonymes  22  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry
Analogues  23  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry

Entrée (2/3)24  sahalà
Partie du discours  25  impératif de l'adjectif sahala [Liste complète]
Explications en français  26  [1.3] soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu

Entrée (3/3)27  sahala
Partie du discours  28  adjectif
Explications en malgache  29  [1.78] [Tanosy] antonona: vilany sahala

Anagrammes  30  hasala, lahasa, sahalà, sahala

Mis à jour le 2025/08/22