Entrée mifandraidraika (raidraika (raika))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [1.1]
Explications en anglais To lean toward each other; to resemble each other [1.7]
Explications en français Avoir une certaine ressemblance. [1.8]
Exemples 
1Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo. [2.587]
2ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha; [2.69]
Morphologie 
Présent : mifandraidraika
Passé : nifandraidraika
Futur : hifandraidraika
Synonymes mifandraika

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/08