Entrée | 1 safotofoto |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 fotofoto |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |