Entrée | 1 fisafotofoto |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 safotofoto |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady |
Explications en français |
5 [1.3] l'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |