|
|
|
|

Entrée1  fisafotofotoana
Radical  2 safotofoto
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao.
5 Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa. [1.1]
Explications en français  6 l'embrouillement, l’action de se démener de colère. [1.3]

Mis à jour le 2025/09/12