Entrée (1/2) | 1 rovitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1] |
Proverbes | 4 Proverbes contenant le mot rovitra |
Entrée (2/2) | 5 rovitra |
Partie du discours | 6 adjectif |
Explications en malgache |
7 Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina 8 Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana 9 Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1] |
Explications en anglais |
10 torn [1.7] |
Explications en français |
11 déchiré [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 17 triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo |
Mots composés |
|
Titres | 20 Rovitr' akanjon i Denise (Rapatsalahy Paul) |
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot rovitra |
Anagrammes | 22 avirotr, rivotra, rovitra, varotry, virotra, voritra |
Mis à jour le 2020/07/31 |