Entrée mitriatra (triatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Rovitra, tataka, mitataka: Mitriatrany pataloany
¶ Mitsefaka, miveraka, mivava: Nitriatra ny tamboho voan' ny balan-tafondro [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitriatra
nitriatra
hitriatra
Citations 

2010/05/14