|
|
|
|

Entrée1  roroa
Radical  2  roa
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa [1.1]
Explications en français  5  couple, se dit des époux [1.3, 1.5]
6  se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement [1.3]
7  se dit de deux personnes pouvant se marier [1.5]
Exemples  8  Andeha isika roroa mba hiray! [2.131]
9  Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Noms :
Autres orthographes  12  roaroa

Anagrammes  13  rorao, roroa

Mis à jour le 2023/01/20