Entrée |
rohy
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Sihanaka]
tady, kofehy [Rakotosaona 1975]
|
| Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra ¶ Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a cord used for binding [Hallanger 1973]
|
Traduction française | attache, lien [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Exemples | Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 214]
|
|
Entrée |
rohy
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Taisaka]
omby voafatotra mba hoterena [Rakotosaona 1975]
|
| [Tsimihety]
Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Rajemisa 1985]
|
|
Entrée |
ROHY
|
Partie du discours | nom (acronyme)
|
Définition malgache | Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
|
Analogues |
acronymes
|
|