Entrée | 1 rohizana |
Radical | 2 rohy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be bound with a cord [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on lie [1.8] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot rohizana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |