|
|
|
|

Entrée1  fandrohy
Radical  2  rohy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na ny tongony [1.1]

Anagrammes  5 fandriho, 6 fandrohy

Mis à jour le 2025/09/12