|
|
|
|

Entrée1  roa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
4  Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
Explications en anglais  5  two [1.7]
Explications en français  6  deux [1.3, 1.8, 1.5]
International  7  2
8  II [3.1]
Exemples  9  Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470]
10  Nidina izahay roa lahy. [2.471]
11  Efitra roa ny tranonay. [2.472]
Vocabulaire  12  Mathématiques: arithmétique
Morphologie 
13  Simple :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Adjectifs :
16  Adverbes :
Synonymes  17  anankiroa
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres  27  Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
28  Roa vady (Rapatsalahy Paul)
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot roa
Tableaux et planches  30  Les nombres
31  Addition
32  Multiplication
Article  33  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrammes  34  aro, ora, ora-, rao, rao-, roa

Mis à jour le 2024/10/03