Entrée | resaky ny olona (resaka, olona) | |
Partie du discours | locution | |
Allégation | Mot ou locution vu dans: tsaho ~ vaovao | |
Exemples | Tsy azoko mihitsy tamin' ny voalohany ny resaky ny olona fa teny anglisy avokoa no nifanaovany, ka mbola tsy zatra izany ny sofiko. [Andriamalala: Ranomasina, page 38] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |