Entrée | 1 resaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola 4 Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao 5 Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] |
Explications en anglais |
6 conversation, talk [1.7] |
Explications en français |
7 conversation; entretien [1.3, 1.8] 8 causerie [1.3] 9 cri, hurlement [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
10 Tsy ho lava resaka aho. [2.528] 11 Velona eo indray ny resaka. [2.470] 12 Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3] 13 Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 21 1.1=Tafa=dinika=koràna=taria=karajia=tafasiry=dinidinika=tapatapakahitra=resaka mahabe loa-bary |
Mots composés |
|
Titres | 44 Ny Resaka (Ravelojaona) |
Anagrammes | 45 kasera, resaka, sakare, sarake |
Mis à jour le 2023/06/17 |