Entrée resadresaka (resaka)
Partie du discours nom
Explications en français Petit entretien, jaserie [1.3]
 Conversation [1.13]
Exemples 
1Resadresaka sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany. [2.470]
2Rehefa tapitra ny resadresaka, dia niara-nisakafo izy efa-dahy. [2.69]
3Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana resadresaka nandritra ilay fihaonana. [2.356]
Dérivés 
Titres Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana

Mis à jour le 2023/08/12