Entrée iresadresahana (resadresaka)
Partie du discours verbe relatif
Exemples Faly ery Rainitoandro mitazan-davitra ny taniny ary velom-panantenana ny fony, tsy tahaka ilay indray takariva teo amorom-patana niresadresahany tamin' ny vavy [2.470]
Morphologie 
Présent : iresadresahana, iresadresahako, iresadresahanao, iresadresahany, iresadresahantsika, iresadresahanay, iresadresahanareo, iresadresahan', iresadresahan-, iresadresaham-, iresadresaha-
Passé : niresadresahana, niresadresahako, niresadresahanao, niresadresahany, niresadresahantsika, niresadresahanay, niresadresahanareo, niresadresahan', niresadresahan-, niresadresaham-, niresadresaha-
Futur : hiresadresahana, hiresadresahako, hiresadresahanao, hiresadresahany, hiresadresahantsika, hiresadresahanay, hiresadresahanareo, hiresadresahan', hiresadresahan-, hiresadresaham-, hiresadresaha-

Mis à jour le 2023/09/13