Entrée dinika
Partie du discours nom
Définition malgache Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
¶ Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [Richardson 1885]
 careful examination [Hallanger 1973]
Définition française examen, consultation [Hallanger 1974]
Exemples 
1Ary vao izay no tohizina ny dinika. [Ndemahasoa: Antakay, page 59]
2Faràno eto ity dinika voalohany ity. [Rahajarizafy: Filozofia, page 33]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée dinika
Partie du discours nom
Définition malgache Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise chewing the cud [Hallanger 1973]
Définition française rumination [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée dinika
Partie du discours nom
Définition malgache Fahakelezana, faharotsadrotsahana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot dinika (0)

Entrée dinika (dika)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise anything small, minute detail [Richardson 1885]
Synonymes malinika
Mots composés, titres, noms 

2017/05/26