|
|
|
|

Entrée (1/3)1  reny
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
4  Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Explications en anglais  5  mother, female parent [1.7]
Explications en français  6  mère [1.3, 1.54, 1.8]
7  tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
8  parente [1.8]
Exemples  9  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
10  Izaho koa mba manana reny. [2.471]
11  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Vocabulaire  12  Rapports: famille
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Patronymes 
Titres 
Proverbes  39  Proverbes contenant le mot reny
Article  40  Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)41  reñy
Partie du discours  42  nom
Explications en malgache  43  tsy fandrenesana [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/3)44  reny
Partie du discours  45  participe re et pronom
Explications en malgache  46  Mitovy amin' ny re [1.1]
Explications en anglais  47  another form of re [1.2]
Explications en français  48  entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]

Anagrammes  49  reny, reñy, reny, reñy

Mis à jour le 2024/09/02