|
|
|
|

Entrée1  renivitsika
Mots élémentaires  2  reny, vitsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany
Explications en français  5  [1.54] serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis
Vocabulaire  6  Zoologie: reptiles, amphibiens
Analogues  7  renimanditra
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot renivitsika

Mis à jour le 2023/06/12