Entrée renivitsika (reny, vitsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [Rajemisa 1985]
Définition française serpent qui habite dans les fourmilli [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Analogues  renimanditra
Citations 

2012/08/16