Entrée | 1 renintantely |
Mots élémentaires | 2 reny, 3 tantely |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [5.mg.http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68] |
Explications en français |
6 abeilles [1.3#525] |
Exemples |
7 Hiremby aho, hoy ny renintantely.
[2.332]
8 Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [2.895] |
Vocabulaire | 9 Zoologie: invertébrés 10 Economie: élevage |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |