|
|
|
|

Entrée1  renin-jaza
Mots élémentaires  2  reny, zaza
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy
Explications en français  5  [1.3#525] celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
celle qui donne sa fille en mariage
sage-femme
Exemples  6  Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#]
7  nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#]
Vocabulaire  8  Rapports: famille
9  Santé

Mis à jour le 2023/04/16