Entrée renin-jaza (reny, zaza)
Partie du discours expression
Définition malgache Anarana 1) niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana; 2) ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana; 3) iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

2009/12/09