Entrée (1/2) | 1 rebareba |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en français |
3 traînant, long et ample comme une robe [1.3#519] |
Exemples |
4 Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra
[2.4#]
5 nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270#] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 7 rebareba |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1] |
Explications en français |
10 habit large, long, traînant [1.3#519] |
Exemples |
11 Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka.
[1.369#]
|
Dérivés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot rebareba |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |