| Entrée (1/2) | 1 mirebareba |
| Radical | 2 rebareba |
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba
5 Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [1.1] |
| Exemples |
6 Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa.
[2.470]
|
| Entrée (2/2) | 7 mirebareba |
| Partie du discours | 8 verbe actif |
| Explications en malgache |
9 midedadeda
[Tanosy]
[1.78] |
| Mis à jour le 2025/11/20 |
|