Entrée korebareba (rebareba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10]
Synonymes kirefarefa ~ korefa ~ korefarefa

Mis à jour le 2023/01/20