Entrée | 1 ray aman-dreny |
Mots élémentaires | 2 ray, amana, reny |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ny ray sy ny reny niteraka [1.1] 5 lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62] |
Explications en anglais |
6 a benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2] |
Explications en français |
7 père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état 8 terme honorifique donné au peuple [1.3#500] 9 un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415] |
Exemples |
10 Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470] 11 Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131] |
Autres orthographes | 12 raiamandreny, ray amandreny |
Analogues | 13 zokiolona |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/05/21 |